Coup de foudre (Resia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisy tovovavy iray izay ho'a nanaitra ny foko
Nahitako azy voalohany dia tao anaty nofiko
Nifanena ihany anefa izahay taty aoriana
Nolazaiko azy izay mba tao am-poko hoe tena tiako izy
kanefa nandratra ilay valinteny nomeny ahy manao
"Tsy mety nenay fa zah jiolamboto be"
ka hoy aho nanontany azy hoe

Près Ref: fa tena jiolahimboto be mihitsy ve zah?
Tsy mendrika ny atao ho olon-tiana ve zah ?
Mba tsory re zay marina hoe ny fonao kosa ngamba no efa lasandry zalah?

Réf : Zah tsy ho leo) X2
Zah tsy ho leo wa !
Ny amboraka ilay fitiavako aminao ô.!
Tsisy hasakana eo X3 wa
Aza dia Tsaraina ivelany fotsiny
Ohatran'izao zah ôô !
Zah tsy leo X3 Wa
Ny hilaza aminaao zay ao am-poko ô !
Tsisy hasakana eo x2 Wa
Mba ekeo wa zah fa aza lavinao ôô !

Tsy laviko fa zah angeh hoa maboto
Fa mba manana fitiavana mitovy ny rehetra ihany
Fa aza tsaraina ivelany fotsiny izao
Ka miangavy aho mba raiso re ny foko
dia aza manahy fa ataoko sanatria ny hampijaly anao
fa ny ataoko dia hampifaly anao Ohatrany
ilay niainako niaraka taminao tao anaty nofoko.
Fa mbola manotany ihany zah we....

Près Ref: Fa tena jiolamboto be mihitsy ve zah.?
Tsy mendrika ny atao ho olon-tiana ve zah ?
Mba tsory re zay marina hoe ny fonao kosa ngamba nefa lasany zalah?.

Réf :Zah tsy ho leo) X2(zah tsy ho leo wa !
Ny amboraka ilay fitiavako aminao ô.!
Tsisy hasakana eo) X3*wa
Aza dia Tsaraina ivelany fotsiny Ohatran'izao zah ôô !
Zah tsy leo)X3*Wa
Ny hilaza aminaao zay ao am-poko ô !
Tsisy hasakana eo) X3*Wa
Mba ekeo wa zah fa aza lavinao ôô !


tratrany coup de foudre le kofa eh yeh. Yeh!
tratrany coup de foudre le kofa eh yeh yeh!
tratrany coup de foudre le kofa eh yeh yeuh.!
Vao nahita androky eh !
Dia raikim-pitie eh !

Réf :Zah tsy ho leo) X2(zah tsy ho leo wa !
Ny amboraka ilay fitiavako aminao ô.!
Tsisy hasakana eo) X3*wa
Aza dia Tsaraina ivelany fotsiny Ohatran'izao zah ôô !
Zah tsy leo)X3*Wa
Ny hilaza aminaao zay ao am-poko ô !
Tsisy hasakana eo) X3*Wa
Mba ekeo wa zah fa aza lavinao ôô !
--------
Link:
Comments
hery ( 11/07/2025 06:35)
Mila fanitsiana ny hira.
Misy teny Gasy maro mila hahitsy. Ohatra "izayy" "aminaao", "wa" sns.
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Resia
Hits : 187
Likes : 1 Like
Created by : Resia
Date : 08/07/2025 12:53
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.043