Mistery (Rav'N)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hay ny mxlknvhm hieritreritra
Ireo lalana ho diavina
Nefa na ratsy tononkira.serasera.org na tsara
Efa lasa ianao
Tsy hay ny hamisavisa
Ireo fotoana niarahana
Nisy ratsy, nisy ny soa
Nosomparan'ny fahafatesana
Ref:
Tsy maintsy misy anefa
Ao ambadik' ilay Mistery
Tantara iray vaovao
Ny fahafatesana Mistery
Fiainana ihany nefa miery
Fiaianana ambadika any
Fiainana lavitry ny tany
Izay ny fiainana iainana
Fiainana hafa tsisy wjtnd talaho
Fiainan'ireo maty rehetra
Fiainana tsy misy fetra
Ref:
Tsy maintsy misy anefa
Ao ambadik'ilay Mistery
Tantara iray vaovao
...................................
HO AHY SY bzsmbrrw HO ANAO
Ireo lalana ho diavina
Nefa na ratsy tononkira.serasera.org na tsara
Efa lasa ianao
Tsy hay ny hamisavisa
Ireo fotoana niarahana
Nisy ratsy, nisy ny soa
Nosomparan'ny fahafatesana
Ref:
Tsy maintsy misy anefa
Ao ambadik' ilay Mistery
Tantara iray vaovao
Ny fahafatesana Mistery
Fiainana ihany nefa miery
Fiaianana ambadika any
Fiainana lavitry ny tany
Izay ny fiainana iainana
Fiainana hafa tsisy wjtnd talaho
Fiainan'ireo maty rehetra
Fiainana tsy misy fetra
Ref:
Tsy maintsy misy anefa
Ao ambadik'ilay Mistery
Tantara iray vaovao
...................................
HO AHY SY bzsmbrrw HO ANAO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rav'NHits : 1914
Likes : 0 Like
Created by : rajoharyhary
Date : 27/09/2015 15:44
