Rav'N

Nampiditra rajoharyhary
27/09/2015 14:59
Hiran'i Rav'N 3 Jereo eto
Vangy : 1283
Mpankafy : 0 Ankafizo

Mombamomba azy

Tarika mihira ny gadona "ROCK", niforina tamin'ny taona 1997 tao Ambondrona.
Namoaka ny Album I ( ANTSO ) - 2007
Misy hira miisa 9 ( SIVY ):
- Aiza ianao
- Embona
- Mistery
- Ho anao
- Aiza no misy
- Mampianara anay
- Sasa-miandry
- Vavaka
- Mistery ( Acoustic )

Hevitra momba an'i Rav'N

hagamamytahiana2023 (28 andro lasa)
Salama e! :) Ny tenako dia anisan'ny mpankafy ny tarika RAV'N na dia efa elaela ihany aza no niforonany dia ny tenako anisan'ny mpankafy ny tarika satria ny tarika RAV'N tamin'ny 2007 no fantako, ary mbola mankafy azy foana hatramin'izao. "Mistery" no tena tiako indrindra amin'ny hirany. Efa hiomankomana ny hiverina ry zalahy amin'ity taona 2025 ity, ary ho ela velona anie ny tarika dia hitombo tsikelikely ny isan'ireo mpankafy.

Tahiana

Hiran'i Rav'N (3)

© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0119