Ry Ampitso ô Nahoana (Ranaivo-Ranarivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry ampitso ô ! Ry ampitso ô nahoana ?
Ô Ô nahoana no miery lavitra ahy ?
Ry ampitso e mirenireny foana
Mirenireny foana ’zato ambiroam-panahy
Te-hahita tambitamby, tambitamby
Saingy asa kosa izao, jysjrb asa izao
Ry ampitso mpampitamby,
Inona e ny rakitrao? Inona e no rakitrao ?
Ry ampitso ô, meteza hanambara
Irony andro ho tononkira.serasera.org avinao ve andro tsara ?
Hampandositra ny tebin’ahiahy
Hampilamina ny saina sy fanahy
Ry ampitso izay miery fphpy takona any
Fantatray fa tsy ho foana e ny tomany
Saingy stvsxqi nisy ireo nitondra fahoriana ô
Iantsoana anao ry ampitso, ivimbino fifaliana
Tonony: Gaston Raboana
Feony/mpihira: Ranaivo-Ranarivelo
Ô Ô nahoana no miery lavitra ahy ?
Ry ampitso e mirenireny foana
Mirenireny foana ’zato ambiroam-panahy
Te-hahita tambitamby, tambitamby
Saingy asa kosa izao, jysjrb asa izao
Ry ampitso mpampitamby,
Inona e ny rakitrao? Inona e no rakitrao ?
Ry ampitso ô, meteza hanambara
Irony andro ho tononkira.serasera.org avinao ve andro tsara ?
Hampandositra ny tebin’ahiahy
Hampilamina ny saina sy fanahy
Ry ampitso izay miery fphpy takona any
Fantatray fa tsy ho foana e ny tomany
Saingy stvsxqi nisy ireo nitondra fahoriana ô
Iantsoana anao ry ampitso, ivimbino fifaliana
Tonony: Gaston Raboana
Feony/mpihira: Ranaivo-Ranarivelo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ranaivo-RanariveloHits : 154
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 30/05/2026 15:26
