Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny maraina (Arka Zor Ama alias Ramarozaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ôôôhôhôhôôôôh!!!
Ikoto a!Ikoto a!
Ento aty letsy ilay lambako ao avarapatana ao fa maika ho any an-tsaha aho a!
Maraina tononkira.serasera.org ny andro vfmhz andao mba hianatra
Izany ihany no anton-dia izao
Fa ratsy sady mahamenatra
Ny tsy manao ny tokony qjvuppul hatao
Ny fandria-malemy sy torimaso be
Ialao malakilaky miolomaiza re (in-2)
Maraina ny andro vonjeo ny fiasana
F'izany no fototry ny fandrosoana
Velezo ny vy dieny mafana
Araraoty ny andro mandeha ny fotoana
Ny fandria-malemy sy hakamoana be
Ialao malakilaky ka milofosa re(in-2)
Maraina ny fsdcil andro ,voleo ireo saha
F'izany no antok'ity firenena
Ny tena vahoaka dia isika tantsaha
Raha visavisaina ny fahaleovantena
Ny fandria-malemy sy hakamoana be
Ialao malakilaky ka milofosa re(in-2)
Ikoto a!Ikoto a!
Ento aty letsy ilay lambako ao avarapatana ao fa maika ho any an-tsaha aho a!
Maraina tononkira.serasera.org ny andro vfmhz andao mba hianatra
Izany ihany no anton-dia izao
Fa ratsy sady mahamenatra
Ny tsy manao ny tokony qjvuppul hatao
Ny fandria-malemy sy torimaso be
Ialao malakilaky miolomaiza re (in-2)
Maraina ny andro vonjeo ny fiasana
F'izany no fototry ny fandrosoana
Velezo ny vy dieny mafana
Araraoty ny andro mandeha ny fotoana
Ny fandria-malemy sy hakamoana be
Ialao malakilaky ka milofosa re(in-2)
Maraina ny fsdcil andro ,voleo ireo saha
F'izany no antok'ity firenena
Ny tena vahoaka dia isika tantsaha
Raha visavisaina ny fahaleovantena
Ny fandria-malemy sy hakamoana be
Ialao malakilaky ka milofosa re(in-2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Arka Zor Ama alias RamarozakaVangy : 2185
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : dahfara
Daty : 02/04/2016 21:12
