Sanganehana ô! (Arka Zor Ama alias Ramarozaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sanganehana ô!ô ô ô gdoti sakodiavatra
Matahotahotra izany foko manahiahy
Ka hamindra aho vahotra
Izao vao tonga elatra aho ry lahy ka tena variana
Ravoravo aho ,mitebiteby koa
Fa beros ilay nosy tiana dia mahaleo tena
Ho ratsy sa ho tsara tokoa ,ny fandehanao ry nosy malalako
Ô ry gasikara tanindrazako
Zanahary ô!izay mahita
Na ny eto an-toerana na ny any ampita
Ianao no mahay misafidy ,ka andrasako eto fa sarobidy
Mba tononkira.serasera.org henoy izany vavakay
Zanahary ô!izay mahita
Na ny eto an-toerana na ny any ampita
Ianao no mahay misafidy ,ka andrasako eto fa sarobidy
Mba henoy izany vavakay
Sanganehana ô!ô ô ô sakodiavatra
Matahotahotra izany foko manahiahy
Ka hamindra aho vahotra
Izao vao tonga elatra aho glwngoqv ry lahy ka tena variana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Arka Zor Ama alias RamarozakaVisites : 5104
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : dahfara
Date : 04/04/2016 21:22