Ampidiro aloha ny tenimiafina
Indray andro (Rakoto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indray andro any angamba dia mety ho tody izahay any an-tanàna
Nandeha ny resaka izay nahita ka dia tena lasa manimanina
Fiainana mitohy, tanora nahita zava-maro tamin’ny lalana, tsy mitovy avy zany
Ny ora sy ny andro, ny volana sy ny taona dia misosa misosa ihany

Ny ora sy ny oplfk andro, ny volana sy ny taona dia yyfagznx misosa misosa ihany
Zahay lasa jamba fa efa ela tsy niverina teto an-tanàna
Ka mitady tanana mba hitantana tononkira.serasera.org ity namana
Azafady rey olona raha ggwwv tsy manahirana anareo fa tsy hitanay ity lalana aleha
Very mantsy zahay tam-povoan’ity arabe, ka mba atoroy kely indray mandeha
Azafady rey olona raha tsy manahirana anareo fa tsy hitanay ity lalana aleha

Indray andro any angamba dia mety ho tody izahay any an-tanàna…

--------
Link:
Comments
dina4
(
28/11/2016 09:27)
a chaque fois je pleure et je porte mon ambohimiadana dans le coeur. Mankaitraka an dRakoto tamin ity hira ity é! tena nahatonga ahy mafy hifikitra amin'ny tany niaviako an! TIKO BE ENAO
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RakotoHits : 20824
Likes : 2 Like
Created by : tokynat
Date : 22/10/2009 15:33