Ilay Silako (Rak Roots)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa na mino ianao, na tsy mino ianao
Dia izao no ataoko anao
Mba saika hanazava aho raha mety ianao
Ilay fomba filazako hoe tiko ianao
Indraindray toa nataonao ho kilalao
Kanefa miangavy raha mba azo atao
Ity foko efa tsy afaka ny iala aminao
Aminao irery ihany, aminao irery ihany.

Mila anao am'izay sisa androm-piainako aho
Ho andefomandry fa tsy namako ah
Tonga dia lazao papa sy mamanao
Fa tena anao azy io hoe fa tsy ilalao
Sao dia tara eo zah
Ka tsy ahazo eo zah, dia very eo!

Refrain:
Lazaiko anao mazava f'efa vita ny safidiko ah
Fa ianao no ilaiko
Efa novakiko ho anao ilay fo vato
Ho anao sombiniaiko
'Lay mankarary ny aiko
ô ôh
Ka tsy amenatra an'ah ny ilaza
Fa tiko e, tiko e, tiko e
Matoa za naka anao
Dia efa voafidiko ianao
Ka alaiko vady ianao.

Malala ah ?
Ôh ry Malalako e
Enao raiky fananako e
Izaho tsy hiala fa hifikitra e
N'iza n'iza isopatra e
Rehefa ianao no anjarako e
Tazomiko foana ilay voadiko e
eh eh!

Mila anao am'izay sisa androm-piainako aho
Ho andefomandry fa tsy namako ah
Tonga dia lazao papa sy mamanao
Fa tena anao azy io hoe fa tsy ilalao
Sao dia........tara eo zah
Ka tsy ahazo eo zah, dia very eo!

Lazaiko anao mazava f'efa vita ny safidiko ah
Fa ianao no ilaiko
Efa novakiko ho anao ilay fo vato
Ho anao sombiniaiko
'Lay mankarary ny aiko
ô ôh
Ka tsy amenatra an'ah ny ilaza
Fa tiko e, tiko e, tiko e
Matoa za naka anao
Dia efa voafidiko ianao
Ka alaiko vady ianao.

Instrum...............

Ref:..................

Ka tsy amenatra an'ah ny ilaza
Fa tiko e, tiko e, tiko e
Matoa za naka anao
Dia efa voafidiko ianao
Ka alaiko vady ianao.(x2)
--------
Rohy:
Hevitra
traotraomikiry ( 01/03/2018 12:42)
mlay be ka
SederaMioty ( 09/05/2018 18:31)
tsara be !msaotra eh! (y)
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rak Roots
Vangy : 48032
Mpankafy : 13 Ankafizo
Nampiditra : kelly18
Daty : 12/02/2018 20:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0721