Jombilo (Rah-Ckiky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy matsiro feeling-n’i Jombilo ô,
Tsy matavy velomim-behivavy
Lela tsy tiako ho vaky, tsy asiako voamadilo
Fa raha lehilahy mitadiava vola

Vadiko zao zalahy tsy ampanaoviko makorely
Tsy tantiko raha io raha hitambarana
Tiako zah araiky fô, tiako izy araiky fô

Tsy haiko aloha raha izaho no tsy ampiampy loha
Fa raha vadiko hanitsaka ahy tsy asiako avertissement
Fa ny ahy izy natao vady karana
Fa ny ahy amour musulman


Jombilo tsy matsiro
Mihinan’ny volany tsy manino
Rehefa io ilay sponsor
Avy hatrany ianao dehors
Rehefa tonga ilay vazaha
Dia tsy maintsy mandeha mipà
Raha tsy zany mandray kifafa
Misolo toeran’ireo solafa
‘Nareo roa no mifankatia
Izaho anefa tsy maintsy miray vilia
Raha bôgôsy ka tsisy sôsy
Dia tsy maintsy iraisana ilay matos
Izaho lasa nitsiry mony
Mila  ho voan’ny tazo vony
Nefa izaho indray no misy fil
Toute option sady tactile


Taotao-katsaka tanimparihy,
Alainay  Jombilo
--------
Link:
Comments
alain15 ( 18/02/2015 17:19)
tsara l hira d mb tokony ho tng saina @zay le bandy JOMBILO reny

Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rah-Ckiky
Hits : 8978
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 17/02/2015 21:47
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.011