autorisation (Rah-Ckiky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola tsy nomenao azy foana hoa ‘lay autorisation
Na dia efa be dia be ‘reo vazo tafavory nentiko nitory
Efa nandaniako @ mille sy amina millions
Toa vao mainka koa ry zareo manorisory sy mahasosotra ahy daholo!
Fa izy anie raha nangakak’io eny am-pahendrena
Saingy mbola baraingo anaty lohako ao nahoana no fefena
Fa zavatra efa sfuzy volin’ilay Nahary nomeny anahy mba ho reveko, ho revana
Avelao izy mba ho autorisé
Ataovy fifanekena
Ref: Mivalo aho ô!
Avelay raha tsy vitako ô!
Fa omeo aty hoa (omeo aty ‘lay autorisation!)
Omeo aty ‘ty raha ity (avelao ho tan-dalàna io ô!)
Mivalo aho ô!
Avelay raha tsy vitako ô!
Fa omeo aty maître a (omeo aty ‘lay autorisation!)
Omeo ilay autorisation (avelao ho tan-dalàna io ô!
Fa izy anie raha nangataka an’io tsy ho eny tncvk @ 13 mai
Fa izy anie raha nangataka an’io tsy hitondra banderoles e!
Fa tononkira.serasera.org izy anie raha nirevy an’io tsy nanompa député, ny assemblée!
Avelao izy ho autorisé,
Omeo azy laissez passez
Olombelona indray ankehitriny no tady hanangana lalàna
@ poxisvfu ireto zava-boaarin’ny Nahary ‘zay nomeny ho hanjakana
Tsy paoma anie leiroa izy io zalahy ka voaozona ho voarara, ho voarara!
Fa naizany na tsy izany ve maditra ka avelao ho tan-dalàna
Ref: Mivalo aho ô!
Avelay raha tsy vitako ô!
.............................

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rah-CkikyHits : 12023
Likes : 0 Like
Created by : blahblah
Date : 30/09/2010 12:45