Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ry Tany (PrincesS K-Raille)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin'ny kalo mozika ventso no ilazako azy
Fa ny tany anie efa be ireo te fbwy hamotika azy
Be no te amingana, anafongana, anakorontana
Manjakazaka ireo miseho ho tompon'Amontana
Hey!
Ny ambony jamban' fahafinaretana
Ny ambany jenjin'ny aretina
Oh!
Aiza ary ianao ry Zion
Sy ny fitoviana fa ny aty aminay efa tsy amin'izay laoniny
Oh ry fahazavana, tsilovy ny tany
Oh ry Zanahary, tsaboy wpzlmoxu ireo saina marary
Zay no laharam-pahamehana
...
Rahoviana? Mba ho avy 'lay tena anjara masoandro o
Mba ho taona Zina lalandava 'lay Madagasikarako
Ho lavitra ny fihafiana, dia ho toerana matsiro 'lay fandalovana o
Tsy hisy intsony ny tononkira.serasera.org fijaliana, ka ho may faty tany 'lay Babylone
Nofinofy anie jufr zany
Na 'zany ary mba miandrandra aminao ry Jah
Zay omenao anie dia revenay fa...
Anio aloha 'zahay mba hangataka
Oh ry fahazavana, tsilovy ny tany
Oh ry Zanahary, tsaboy ireo saina marary
Zay no laharam-pahamehana
...
Ny ambony jamban' fahafinaretana
Ny ambany jenjin'ny aretina
Oh! Aiza ary ianao ry Zion
Sy ny fitoviana fa ny aty @nay efa tsy @zay laonin

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : PrincesS K-RailleHits : 2177
Likes : 0 Like
Created by : ricam26
Date : 11/11/2016 10:47