You are here: home > Tononkira > PrincesS K-Raille

I Fitia (PrincesS K-Raille)

Lazaina fa ny fitia dia fahoriana
Mazàna jaly ho an'ny tia noho ny tiana
Nefa izy mamelona fanahy
Sakafon' nofo sy ny saina
Andrin' sentoko ny fisianao
Herin' tsikiko ny tratranao
Ianao irey no fitiavakô
Matoky anao zahô
Matoky matoky matoky
K'aza ariana..
Na 'ngidy na mamy ny lala-ko diavina
Isika hiara-dalana ho iray
Rehefa iny ianao hanatona ah'
Misinda Tsiky dia ampyho masoandro 'zay rahona
Ianao miantso hoe avia
Antsika ny lanitra anio ariva
Fitiavana rano 'ray iainana 'lay paradisa
Izaho ho anao, ianao ho ah'
Ianao no fitiavakô...
Ianao 'lay taramasoandro,
Manasitrana,manazava ny androko
Tsy anilanao ah'
Manjombona , mamanala
Fitiavako no iantsoko anao
Toky sy fahasambarana ho anao
Fo mifampitantana hitempo iray
Ianao no ilaina, ianao no lalaina

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : PrincesS K-Raille
Mpamaky : 788
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ricam26
Tamin'ny : 11/11/2016 10:53:18
ID : 8938

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo