Lazao izy (Pathy Andréas)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba lazao izy fa notiaviko
Ireo tsiky sy hamamiana niova ho ratram-po
Navelany eto anie aho nigogogogo
Lazao izy fa hatreto aloha tsy nisy nahasolo
Aiza ho aiza no tokony alehako
Mivembena eto aho fa izy tsy ho hitako intsony

Fa izy anie lasa any lavitra any
Izaho tavela milomano anaty sento sy tomany
Fa izy anie efa sambatra any ho any
Anilan'olon-kafa tononkira.serasera.org hono mifamihina aok'izany.
Ouh ffhi ouh ouh

Teto aho nibanjina ny lanitra
Izaho sy ny fahanginana no mpinamana
Rotsirotsin'ny haizina, toa tsy mahita qhatk tory
Mandinika ny lasa sy ny ho avy, mbola hodiaviko

Fa tvdvaiy izy anie lasa any lavitra any
Izaho tavela milomano anaty sento sy tomany
Fa izy anie efa sambatra any ho any
Anilan'olon-kafa hono mifamihina aok'izany.

Ouh, ouh ouh

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Pathy Andréas
Hits : 1067
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 08/05/2024 23:46
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0096