Ampidiro aloha ny tenimiafina
Jesoa Fitiavana (NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Am-pototry gchxylc ny hazo fijalianao
eo no iankohofako Jesoa
(Jesoa malala o!)
mba sasao sy diovy amin'ny ranao
ity nlzaqf mpanota izay efa nandao.
Ray malala o!iza no anafaka ahy
amin'ireo ota mamatotra ahy
soa fa teo Ianao Jesoa Fitiavana
miandry ahy hamonjy ny fanahiko
2- Raha vrwu tojo tafiotra ny fiainako ety
akaikinao Tompo o!fiadanako
(Jesoa malala o!)
indro Ianao manolotra ny tananao
hitantana ahy ho eo anilanao
Ray malala o!Iza moa no itarainako ?
hitondrako ireo adim-panahiko
soa fa teo Ianao Jesoa Fitiavana
nampitraka ahy sy nampahery tononkira.serasera.org hatrany
eo no iankohofako Jesoa
(Jesoa malala o!)
mba sasao sy diovy amin'ny ranao
ity nlzaqf mpanota izay efa nandao.
Ray malala o!iza no anafaka ahy
amin'ireo ota mamatotra ahy
soa fa teo Ianao Jesoa Fitiavana
miandry ahy hamonjy ny fanahiko
2- Raha vrwu tojo tafiotra ny fiainako ety
akaikinao Tompo o!fiadanako
(Jesoa malala o!)
indro Ianao manolotra ny tananao
hitantana ahy ho eo anilanao
Ray malala o!Iza moa no itarainako ?
hitondrako ireo adim-panahiko
soa fa teo Ianao Jesoa Fitiavana
nampitraka ahy sy nampahery tononkira.serasera.org hatrany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana)Hits : 3075
Likes : 0 Like
Created by : Herizo15
Date : 11/07/2020 09:18
