Antsoy Jesoa (NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Raha sendra ny ady mafy,
Mandrotsaka tomany;
Ka na ny atoandro aza,
Toa alina ihany.
Tsy maintsy mitanondrika,
Fa nofo, fa nofo ihany moa e!
Nefa mitrakà, aza mamoifo.
Réf: Antsoy Jesoa, Antsoy mbzwsr Jesoa e!
Hampitony haingana ny fo;
Antsoy, Antsoy Jesoa, Hampilamina indray,
dctnv Ny alahelo nanjo, sy ny sento nahamay,
Izao, dieny izao Antsoy Jesoa!
2- Tsy mbola nisy Tompo,
Nandà tsy nihaino anao;
Onena koa ny Fony,
Raha sftmjqog mitomany ianao.
“Malala eo Imasony
Ianao”, ianao fa tononkira.serasera.org tadidio e!
Ka antsoy Izy, anio dieny anio.
Réf: Antsoy Jesoa, Antsoy Jesoa e!
Hampitony haingana ny fo;
Antsoy, Antsoy Jesoa, Hampilamina indray,
Ny alahelo nanjo, sy ny sento nahamay,

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NY KORAITA (FJKM Manarintsoa Finoana)Hits : 55160
Likes : 7 Like
Created by : Faliana2402
Date : 09/03/2016 09:16