MITADY NY RAHALAHIKO (NY Kalo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andeha ho aiza ianao no toa maika?
Toa dodona ery sy mitotototo ery!
Sa any ho any misy rahalahy ho vonjena?
Sa misy tadiavina maika? Lazao!

Eny tokoa, any ho any
Misy rahalahiko izay
Dia rahalahy mpiandry ondry
Izay nasain'i Dada ho jerena

Na mbola ho ela vao hita izy ireo
Dia tsy ahoako fa tadiaviko ihany
Na ylnvjp sarotra aza na koa mangina tononkira.serasera.org ny dia
Dia tsy ahoako fa oytschl iaretako ihany

Vonona aho hiatrika ny fahoriana
Mandra-pahitako ireo rahalahiko ireo!

Skoto fgffz 259è

--------
Link:
Comments
hery ( 28/04/2023 09:25)
nb. Raha teny gasy dia marina io hiatrika io ka. Atrika no matoateny.
Randriamamory ( 28/04/2023 22:07)
Haaay, Eny, marina izany! mankasitraka e!
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : NY Kalo
Hits : 708
Likes : 1 Like
Created by : Randriamamory
Date : 27/04/2023 23:23
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0291