MAIKA (NY FEON'NY MPANDRESY TAMATAVE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MAIKA – NY FEON’NY MPANDRESY

Vao misokatra ny masoko, Dia ianao ihany no tsaroako
Ilay fitiavanao sy reo didinao, balisen’ny fiainako
Tsy fantatro izay miseho anio, fa ianao no tokiko
Fanahiako soloy fahagagana, hanehoy ny voninahitrao

Dia mivavaka aho e, mba tahio ity mpanomponao ô
Raha solafaka aho ô , ny famindramponao mba ho eo e
Aza avela hisy hisongona aho, mba hivoaka mamiratra
Tsy ho hisan’ireo mpidera tena, aoka Ianao ihany no hisandratra


Ref: Arô Jesosy no fifaliako e, Arô efa tonga ity lalako e
Izaho efa maika, Jeso ô toa tsy taitra, hay za mbola misy tsy vita
Jeso ô, efa maika fa izaho no tsy taitra, hay zaho mbola miady hevitra


Vao misokatra ny masoko, Dia ianao ihany no tsaroako
Ilay fitiavanao sy reo didinao, balisen’ny fiainako
Tsy fantatro izay miseho anio, fa ianao no tokiko
Fanahiako soloy fahagagana, hanehoy ny voninahitrao


Ref: Arô Jesosy no fifaliako e, Arô efa tonga ity lalako e
Izaho efa maika, Jeso ô toa tsy taitra, hay za mbola misy tsy vita
Jeso ô, efa maika fa izaho no tsy taitra, hay zaho mbola miady hevitra


Izaho efa maika ny handeha, maika ny handeha
Maika ny handeha, maika ny handeha
Izaho efa maika ny ho tonga, maika ny ho tonga
maika ny ho tonga, maika ny ho tonga


Ref: Arô Jesosy no fifaliako e, Arô efa tonga ity lalako e
Izaho efa maika, Jeso ô toa tsy taitra, hay za mbola misy tsy vita
Jeso ô, efa maika fa izaho no tsy taitra, hay zaho mbola miady hevitra
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : NY FEON'NY MPANDRESY TAMATAVE
Hits : 468
Likes : 0 Like
Created by : aurelien rakotonirina
Date : 04/04/2022 18:56
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0717