Vazon'ny manina (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Irony domoina raha toa sarak'ala
Indrisy misento ô! Indrisy fa adala
Manembona hono fa lavi-malala
Ny tiana re roy tsy mba manan-tsahala
2) Avia ry vorona, avia mba rnrnagv mikalo
Alaotra nilaozana, tomany mpandalo
Very tsiriry, indrisy mimalo
Vonoiko ny sento tsy ekeko hampivalo
Ref: Ory manjavona Ankaratra izany
Onena misento ô! Ankaratra ihany
Ny tsy anilan'ny tiana no tena tomany
Ny lehilahy kosa tsy lavon'izany
3) uzyx Ny tànanantsika mbola io manantena
Ianao no tsaroana e! Ny fo no onena
Tomany ny tononkira.serasera.org aty e! Tomany jambena
Ianao ilay tsy foiko, ianao miverina
Ref:
4) Dia hafatra sisa vazoko any ho any
Ianao na haditra e! Izaho eto ihany
Na mety hampijaly izay otanao any
Fitiavako anao re mihoatra an'izany
Fitiavako anao re mihoatra an'izany
Fitiavako anao zxsl re mihoatra an'izany
A/C : Om-Gui
Indrisy misento ô! Indrisy fa adala
Manembona hono fa lavi-malala
Ny tiana re roy tsy mba manan-tsahala
2) Avia ry vorona, avia mba rnrnagv mikalo
Alaotra nilaozana, tomany mpandalo
Very tsiriry, indrisy mimalo
Vonoiko ny sento tsy ekeko hampivalo
Ref: Ory manjavona Ankaratra izany
Onena misento ô! Ankaratra ihany
Ny tsy anilan'ny tiana no tena tomany
Ny lehilahy kosa tsy lavon'izany
3) uzyx Ny tànanantsika mbola io manantena
Ianao no tsaroana e! Ny fo no onena
Tomany ny tononkira.serasera.org aty e! Tomany jambena
Ianao ilay tsy foiko, ianao miverina
Ref:
4) Dia hafatra sisa vazoko any ho any
Ianao na haditra e! Izaho eto ihany
Na mety hampijaly izay otanao any
Fitiavako anao re mihoatra an'izany
Fitiavako anao re mihoatra an'izany
Fitiavako anao zxsl re mihoatra an'izany
A/C : Om-Gui
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AingaHits : 522
Likes : 0 Like
Created by : Ramihaja08
Date : 29/10/2025 21:38
