Vazo mampiray (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fisinareo dia hery ho ahy
Nampiaina ny fanahy
Hasambarana tokoa
Nanefy ny ato anatiko
Ny saina sy ny fo
Ireo tambitambinareo roa
Nanasitrana ahy ny fisinao
Namafy fiainam-baovao
Mbola ts hitako hatrizay
Nisinda koa ireo ahiahy
Ka ny vazo mampiray
Mbola hokaloina indray
Satriko ho eo foana ianareo
Tsy hiala, tsy hifandao
Hiarahana avokoa vmbbygro izay rehetra atao
Ref: Satrintsika ho eo mandrakizay
Tsapako fa tendrin'ilay Ray
Ny ihlhlki amintsika telo hatramin'izay
Izay alehanao, alehako
Izay marary anao, iaretako
Ka na anaty ora fitsapana
Ny vazontsika atao milay
Nanasitrana ahy fisinao....
Nisinda koa ireo ahiahy...
Ref 1: Satrintsika ho eo mandrakizay...
Satriko tononkira.serasera.org ho eo foana ianareo....
Ref 2 : Satrintsika yfhurxx ho eo mandrakizay
Tsapako fa tendrin'ilay Ray
Ny amintsika telo hatramin'izay
Misaotra anareo mpankafy
Nankahery, nanome fitia
Ka anaty ora fitsapana
Hitohy hatrany izany dia
Voix off: Et la route continue.....
Nampiaina ny fanahy
Hasambarana tokoa
Nanefy ny ato anatiko
Ny saina sy ny fo
Ireo tambitambinareo roa
Nanasitrana ahy ny fisinao
Namafy fiainam-baovao
Mbola ts hitako hatrizay
Nisinda koa ireo ahiahy
Ka ny vazo mampiray
Mbola hokaloina indray
Satriko ho eo foana ianareo
Tsy hiala, tsy hifandao
Hiarahana avokoa vmbbygro izay rehetra atao
Ref: Satrintsika ho eo mandrakizay
Tsapako fa tendrin'ilay Ray
Ny ihlhlki amintsika telo hatramin'izay
Izay alehanao, alehako
Izay marary anao, iaretako
Ka na anaty ora fitsapana
Ny vazontsika atao milay
Nanasitrana ahy fisinao....
Nisinda koa ireo ahiahy...
Ref 1: Satrintsika ho eo mandrakizay...
Satriko tononkira.serasera.org ho eo foana ianareo....
Ref 2 : Satrintsika yfhurxx ho eo mandrakizay
Tsapako fa tendrin'ilay Ray
Ny amintsika telo hatramin'izay
Misaotra anareo mpankafy
Nankahery, nanome fitia
Ka anaty ora fitsapana
Hitohy hatrany izany dia
Voix off: Et la route continue.....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AingaVisites : 350
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ramihaja08
Date : 29/10/2025 20:24
