Ankiniko (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô, manirery aho miandrandra Anao mangina
Mafy ny fiainam-pitiavako niainako iny
’Zay nantenaiko, ratra ytabxgdi ao am-po
Dia vavaka, irery, tomany no anjarako
Tompo ô, Andriamanitro Ianao, mafy ny efa nentiko
Mafy Andriamanitra ô
Ankiniko aminao ny fiainako,
Andriamanitra ô, atolotro Anao ny ranomasoko.
Fiv: Fa fitiavana iny ranomasoko iny
Fitiavana ireny fahalemeko ireny
Fitiavana iny niaretako iny
Ireny fihafiako ireny: fitiavana.
Ray tononkira.serasera.org ô mino mafy aho fa tsy avelanao irery
Ireo ranomaso manginako ny alin’iny
Mino aho ny ampitsoko, mino flyr aho Tompo ô
Dia matoky fa mba hipoitra masoandroko
Niezaka aho hitia, ho tokam-po hatrany
Nefa toa very dia tsy mba nahita ny mamy
Niezaka aho hikiry, nanjohy anxmwrd an’azy hatrany
Fa ny lalako iny, lasa tomany.
Fiv: .....
Tsy olona iray ahasambatra ahy no tena iriko Tompo
Fa olona iray hotiaviko mandritra ny fiainako
Tantano ny lalako Tompo
Tantano ny ampitsoko
Hanana ny anjarany
Ankiniko aminao tsy foiko
Omeo izay ho anjarany.
PATTY (Ny Ainga)

--------
Link:
Comments
rasamuelisonmamy1
(
10/12/2018 09:01)
mba avereno lay mampalaza anareo reny, lay feo tsara be reny e
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AingaHits : 21945
Likes : 2 Like
Created by : RAFILOZOFY
Date : 02/09/2004 23:49