Vakirôka (Njeck)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy miraika amina kôx e, haha, Tsam rec amin'ny ProdsMozika magic system leitsy
Hey, adaladala mihitsy izaho hoa tamin'izany hoe tena olona ohatran'izao ve no nahasarika ahy mba kôzy le
Tarehany amin'io tsy dia tomombana ohatran'ny hoe olona nievona dia teo no natao pause le
Ny foko tamin'ireny tsy nanaiky fa ilay saiko no nijabaka vohan'ny be manaiky ah
Ohatran'ny hoe efa nomena pastèque aho fa mbola ilay paiso manta kely foana no nalaiko
Eritaona aty aoriana aho tonga saina hoe naninona ary izaho no taminao no accro
Na hanafina ary ianao anie kobo foana hoe fianakams anareo mihitsy ilay ex an'i Rao eh (Tsy jôkera eh)
Ilay volo izao mitovy tsy misy valaka nialako dia commence tsy mahakarakara vatana
Mampionon-tsaina amin'ny toaka sy sigara izao ilay nify goakagoaka ohatran'ny karakara-patana (Soa ihany eh)
Soa ihany aho fa ni-pas fa saika ratsy raha tsy kôpikôpy teo izany aho efa nidiran-doza (Loza)
Ny ao an-tranonay koa moa tsy taninketsa ka hoe izaho no hitonatonana hisakoroka amin'ny foza (Mbay)
Itonatonana dia andeha hanetsikeloka vao may tsy asiako sira miala tany ity dia mbay
Izaho koa moa manan-kambo tsy hisolelaka mandefa bonjour aty valiko amin'ny bye bye
Efa mitaingina ny babay sy lohavohitra dia avy eo lanin'ny alika dia izaho no lazainao amboa
Kôziko anao tsara hoe kofboay rehefa mitifitra voaloha tsy misy retour faharoa
Io fitiavana io tsy baolina spond ka hoe pehanao ary dia hisy ipaika iverina ao ah
Dia valiko am-bava mihitsy ilay message, tu me manques tu me manques ny anadahin-dreninao
Technologie, very anao izaho nefa manana millions donc tsy ataoko ampahia
Fonao ataovy tony oh, anao koa efa vaky vaky vaky rôka ah
Vaky vaky vaky rôka eh, vaky vaky vaky rôka ah
Vaky vaky vaky vaky vaky, aoka aloha
Môlamôla be mi-geste amin'ny namany mitatasika be hoe ny ex-any hono artiste (adaladala ah)
Izaho tsy fière ataovy tsara anaty lohanao dia avia maka place ataoko tototra frista (Eoaa)
Tamin'ireny izaho nangina tsy niteny fa androany tantaraiko mihitsy rehefa hifampisintona ah
Na hifanary ary izahay izy hono tsy very tadidio fa ny friperie ry nao no be mpitsimpona ah
Izaho sahirana manisa mangamanga dia ianao sahirana manisa andro tena lol (14eme jours)
Nandaka ianao tsy cadre ilay baolina mbola nivoaka touche nefa péno tsy misy gôl
Tsy endrika tsy bika dia midedaka milaza ho tena anona indray izao ry fakofako ah
Matikambo be milaza ho sexy nefa ilay zavatra aza fisaka lazaiko pakopako
Izao mi-depr dia lasa mi-riddim efa arako daholo anie fa izaho tsy te hiteny eh
Raha ohatr'anao daholo ny omby eto amin'ny piste dia aleon'ny katôlika hoa mandrakizay karemy (mifady hanina)
Tode tsoriko hoe ny vitako hafa mihitsy tsy ho voafafanao ny vitako fa izaho anie kofboay eh
Fa ny vitanao tsy rarahin'ny saiko ilay tantara dimy taona adinoko amin'ny bota iray (mora kely)
I'm sorry hono, mirediredy, izay ataonao any tsy misy bedibedy izany
Dédicace ho anao ilay song an'i Madame Dety dia henoy anaty baffle atatatatao ao an-trano hoe "matoa aho niala dia tsy mila ah"
Technologie, very anao izaho nefa manana millions donc tsy ataoko ampahia
Fonao ataovy tony oh, anao koa efa vaky vaky vaky rôka ah
Vaky vaky vaky rôka eh, vaky vaky vaky rôka ah
Vaky vaky vaky vaky vaky, eo ihany
Vaky vaky vaky, vaky vaky vaky, vaky vaky vaky
Vaky vaky vaky vaky vaky
Tondromolotrin'ny kisoa ihany no nampizioga ny omby eh
Tsika ireo samy tafiditra, eny hoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NjeckHits : 222
Likes : 0 Like
Created by : Anaf Andriam
Date : 07/11/2025 11:39
