Oh leretsy eh (Njeck)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mila 19 ndray ry toto Voahangyy de nakao @ Rabofy ande hamorona ny tsisy
Mody lava zipo be fa ratsy toetra nefa manantena be fa hoe akany paradisa
Sady mamo lava za no mpanamoly hono t@herinandro hono za hitany nifoka
Elaela tsy henoheno toto Voahangy kay ilay zanany 14 taona no bevoaka

Ny fiainan'olona aty 'zao oa miha mangirana nenazy ny vilany ao antanana miha fotsy
Aza lanina hanenjehana ahy ny lera fa io fiainana io fohy kely lesy otrin'i zakaiosy
Torabato iray avy any anabakabaka de mox daoly ny mpiatsara-velatsihy
Ny toetra ratsiny takomany @vavaka fa ny ao anaty fony andeha hamotika an'ty

Ny mpamosavy 'zao oa efa niova anarana tsy mpamosavy tsony fa akama no fiantso azy
Raha jerena ivelany izy tena namana fa refa any @takona mikiky tapakazo (Jodasy)
Tongava @ambony hozizy 'ral ah tsika mifanohana fa tsisy mifampialona anh
Nefa sendra lavo kely aho t@zay de koboko izy mianakavy tao ambovo no nibal

Raha fetsy nareo 'zao mitady vola fa tsy variana manenjika ny fiainako efa mety
Isanandro dia mamofy voanjobory nefa tsy mahavidy kisoa atao fangarony @ fety
Ny olona aty efa hanisa milliard 'tony mbola miasa saina hoe ratsy tarehy ledala
Tsy dia tsara fa bogosy ny ao aposy lesy tsindriko @ty ny fianakavinlah tara (boum)


Watawata anreo comme d'hab
Ory havamanana comme d'hab
Mitatawins tsy anoninona fa ndana maka sisitouche de aleo 'zay icombre ah
Oh leretsy x3
Oh leretsy x3


Misy manao havana raha misy patsa refa misy ilainy anah de tonga aty izy miangavy
Refa misy ilaiko anazy de mangarika izy mody fianakams fa kay 'reo mpamosavy
Mody odinreo mirary soa de faly fa manaova tafatafa eo fa lasa ketrakila
Tsy 'lay sipan'i Jyuni sy Kim Jah tsony fa ilay fiananao ray manontolo ataony dila

Ry pasitera moa mba irak'Andriamanitra nefa ataony mahita tsisy miangana ny rakitra
Izahay tereny itondra ampahafolo karena de izy lasa millionera 'zay vo maika miha mahantra
Tantarao 'zay olanao ho regler-ny hono de ho entina ambavaka eo alohan'Andriamanitra
Izy miandrandra milliards atsy ho atsy de enao apatoriany ataony miandrandra ny lanitra

Marina tsy kobo eny fiarahamonina itanao anaty vera f'aza maika higonongonona eo
Bota 'ray dia hitanao ny toetra ratsiny iny izay nafenipeniny any koa voatonotonona eo
Ny sipa 'zay tsy havanana tanaty bosy de nanageza matosy hikalazena papasaosy
Ny mamasaosy koa mba te hidôla de niposter annonce hoe 'zay mitady bogosy

Vadinao tengenana Mr talé jerena fa tsy 'za misouffle mitsotra ato @piste
Tsy hoe refa mba miketrika na tafa aho de lazaina fa snob manao fikan'artiste
Ny sasany eto 'zao oa lasa député nefa tsy manana CEPE fa tatasika izy capable
Misy zoky ndray miseo be diplômes be fa hatramzao chômeur de tsy tamana ny vadiny


Watawata anreo comme d'hab
Ory havamanana comme d'hab
Mitatawins tsy anoninona fa ndana maka sisitouche de aleo 'zay icombre ah
Oh leretsy x3
Oh leretsy x3
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Njeck
Vangy : 566
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kolokoloina
Daty : 26/07/2025 09:57
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0242