Ampidiro aloha ny tenimiafina
Guitara an'i Dama (ft Atounah) (Njeck)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa samy tafiditra ehATOUNAH :
Efa nataoko fay ilay apis tatsy fa ninanako cola sy pistache
Izy angamba efa diso kajy izaho mitendry dia kiala mpandihy sokatry
Fa niseho nampanditsoka, raha ny kôzin'ny tanako asitriko atsy
Tsy niserana mihitsy ka, fa vao maika ary kiala namikitra azy
Torabaton'ny kiala ilay somambisamby neveriko ho tora-pasika
Tamin'ny dimy maraina vao nangoron'entana nataoko tsy nakafoka
Mba miteny raha tsy mahatanty ka sendra mitelina tsy matsaboka
Korotano ry zandry fa miahaka sendra ny bandin'Ampitatafika
Fa izahay raha midona mi-bouge bouge ny eny atampon-tanàna mi-douze douze
Mialokaloka indray aloha ry doucement fa nanaovanay hirana partouze
Dia izany ny hitsaka partage razoky variana mitarika ady
Ilay sipa varina mitari-tolona fa eny am-pandrina mitarika azy
Ref :
Guitare an'i Dama, kitikitika ialahy dia voataiza fa izy eo tsy tana
Tsy anabanaka ialahy dia voabanakin'ny eto amin'ny tanàna
Guitare an'i Dama, dia tara aminy tara aminy
(x2)
Guitare an'i Dama, raha mitendry guitare an'i Dama
Dia tara aminy tara aminy, raha mitendry dia tara aminy tara aminy
NJECK :
Valin-kafatry vorondreo, tsy hita Bekoto dia izaho aloha no solony eh
Guitare be izay no natolony izahay niandry taratasy
Nasiko note dia nataoko karavasy niorakoraka ny Oh la vache
Hoe alefa letsy eh alefa letsy eh angovona gasigasy
Miracle mon ami oh, milay be ny miheno an'io oh
Fafafafazako tirelire dia mibitsika kely hoe tairo ampio oh
Izahay koa tsy miala amin'ity eh, surtout raha vao resaka ity ve
Mibaby missile ilay akoho kely fa izahay mody gentil
Guitare an'i Dama, dinausore izahay fa mody gana
Vao jerenay dia tara vao voakitika dia efa mibanaka
Ngezangeza ilay bala ka taitaitra iny nomeko hasin-tanana
Vao nahita star dia izaho indray no nomeny sarany
Ref :
Guitare an'i Dama, kitikitika ialahy dia voataiza fa izy eo tsy tana
Tsy anabanaka ialahy dia voabanakin'ny eto amin'ny tanàna
Guitare an'i Dama, dia tara aminy tara aminy
(x2)
Guitare an'i Dama, raha mitendry guitare an'i Dama
Dia tara aminy tara aminy, raha mitendry dia tara aminy tara aminy
Raha hitendry kabôsy sy hitendry glita tsy miafina intsony ny tetik'i Lita
Efa samy tafiditra eh, tsy hitam-bady fa angah moa hita
Efa sepotra fofona mimoza sady sepotra fofona katrafay
Maka aina kely aho fa mbola hamango fa ny bandin'Ambohibao angah mety fay
Kiala ratsy izay tratra fay dia ahoana rahovina indray ?
Calmos dia moramora sao dia henon'ny mpanofa tranonay
Valahako tapaka ny masoko ditsoka nefa tairo fa mandeha ny ritsoka eh
Lanin'ny be volombava leiretsy ilay mofo tantely sa lanin'ny vitsika
Mahafatifaty sy mahavelombelona eh, mampiantso an'i Kiala Ralenina
Bango tokana tsy averimberina sakafo nohanina ve mbola hatelina
Cal-calme aoka aloha, efa dimy no vita napianay roa
Mandimandina kiala Miora, mandeha ny pompe tsy mila rora eh
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NjeckVisites : 86
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anaf Andriam
Date : 07/11/2025 11:43
