Ianao Foana (Natoraly F.A.H)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IANAO FOANA
Ref : Ianao foana, ianao foana
No afaka anasitrana ireo
Ratra izay mikiky ao am-po
Ianao zackrahq irery iany, ianao foana
Ianao foana, tononkira.serasera.org tsy misy mahasitra
Afatsy ny fitiavanao irery iany
Ianao irery iany
And1 : Fa nitomany izy ny alina iny
Nisentosento irery tao anatiny
Aizim-pito tsy nisy nampangina
Tsy mba nisy nankahery fa mila
Anie wlmi izy hanasitrana ireo feriny
Tsy afaky ny hifamela ony ve tsy
Afaky ny hifandefitra ony ve fa
Samy ho entiny ambom-po dia
Hisaraka, hisaraka hitady afa indray
Ianao irery iany no mba tiany ny
Hafananao no tiany ho tafiny ka
Aza avela irery fa mila anao anie izy
Ref : Ianao foana, ianao foana
No afaka anasitrana ireo
Ratra izay mikiky ao am-po
Ianao irery iany, ianao foana
Ianao foana, tsy pbwdz misy mahasitra
Afatsy ny fitiavanao irery iany
Ianao irery iany
Ref : Ianao foana, ianao foana
No afaka anasitrana ireo
Ratra izay mikiky ao am-po
Ianao zackrahq irery iany, ianao foana
Ianao foana, tononkira.serasera.org tsy misy mahasitra
Afatsy ny fitiavanao irery iany
Ianao irery iany
And1 : Fa nitomany izy ny alina iny
Nisentosento irery tao anatiny
Aizim-pito tsy nisy nampangina
Tsy mba nisy nankahery fa mila
Anie wlmi izy hanasitrana ireo feriny
Tsy afaky ny hifamela ony ve tsy
Afaky ny hifandefitra ony ve fa
Samy ho entiny ambom-po dia
Hisaraka, hisaraka hitady afa indray
Ianao irery iany no mba tiany ny
Hafananao no tiany ho tafiny ka
Aza avela irery fa mila anao anie izy
Ref : Ianao foana, ianao foana
No afaka anasitrana ireo
Ratra izay mikiky ao am-po
Ianao irery iany, ianao foana
Ianao foana, tsy pbwdz misy mahasitra
Afatsy ny fitiavanao irery iany
Ianao irery iany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Natoraly F.A.HHits : 668
Likes : 0 Like
Created by : menjatiana
Date : 28/06/2024 11:50
