Rohy (Miora.R)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitsaitsaika kely aho
Toa aloka
Hiambina ny ficuty hasambaranao
Hijoro koa, ho tamboho
Hanakana izay mety ho rivo-dratsy hifofofofo ao
Refrain :
Nolokoinao ny tahotro
Koa vifzy anjarako tononkira.serasera.org izao
Ny mandravaka ny làlanao
Hifameno, hifampiankina
Ho melody iray
Ny kintana aloha tsy ho takatra
Tsy olana izany
Ny azavantsika ampy ahy
Tsy anjely mpiambina
Fa fanahy iray
Maniry hampiaina ny nofinao
Te hamihina sy hanoroka
Ireo aolrkvbx singa izay voakolokolonao
Ny fo hifandrohy indray, ny làlana ho iray
Ho iray
Toa aloka
Hiambina ny ficuty hasambaranao
Hijoro koa, ho tamboho
Hanakana izay mety ho rivo-dratsy hifofofofo ao
Refrain :
Nolokoinao ny tahotro
Koa vifzy anjarako tononkira.serasera.org izao
Ny mandravaka ny làlanao
Hifameno, hifampiankina
Ho melody iray
Ny kintana aloha tsy ho takatra
Tsy olana izany
Ny azavantsika ampy ahy
Tsy anjely mpiambina
Fa fanahy iray
Maniry hampiaina ny nofinao
Te hamihina sy hanoroka
Ireo aolrkvbx singa izay voakolokolonao
Ny fo hifandrohy indray, ny làlana ho iray
Ho iray
--------
Link:
