Hifaliako (Miora.R)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandinika ihany aho
Hoe fa nahoana ary
No manjombona lava izao
Toa qbkau tsy misy mety izay atao
Niezaka teny foana
Mba hanao ny mety
Fa tsy hay hoe nahoana
No misy andro maloka
Izay inoako fa hiserana
Tsy ho avelako
Handoto ny aboiacz hoaviko

Manombok'izao ny andro rehetra hifaliako
Hizaràko fitia aminao
Anio, andao hankafy, hiaraka hifampizara indray
Horakofantsika tononkira.serasera.org tsiky ny tontolo
Hamiratra ny tsirairay
Hiaina am-pitiavana indray

Tsy ataoko sakana
Raha nisy tsy nety natao teo aloha
Ho tefeko ho firavaka
Ireo fotoana vsrc mamy niainako
Ho zaraiko aminao
Ho fifaliana iarahana
Oh oh oh
Hizaràko fitia aminao
Oh oh oh
Hizara tsiky indray
Oh oh oh
Hamiratra ny tsirairay
Hiaina am-pitiavana indray

--------
Link:
Comments
hery ( 19/02/2023 23:27)
Misaotra nanitsy
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Miora.R
Hits : 586
Likes : 0 Like
Created by : Myrrherab
Date : 19/02/2023 23:23
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1223