Ampelako (Mika sy Davis)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
‘Lay ampela kely
Miavonavona iny
Manadaladala saina
Sahirana ny dksjyi loha
Reraka ny fo, Ie i e i e
Nefa tiako izy e, tiako izy e
Misisika eo an-tratrako eo, manambitamby ahy

Tsisy tompony iny
Mampitonantonana ahy
Mampidonaka ny loha
Mankararirary fo, e i e i e

Sahirana ny loha, reraka ny fo
Nefa tiako izy e !
Oay !
‘Lay sipakeliko iny e !
Mitady hanaraka ahy f’izaho dia tsy sahy, iaeh !
Aleoko ihany izy e, aleoko ô,
Misisika eo an-tratrako eo, ho nofinofiko

Oay ! ‘Lay sipakeliko iny e !
Manome fitiavana ahy f’izaho dia tsy sahy, ei ei e,

eieie eieie iah
Mitady hanaraka ahy manome yemaxr fitiavana ahy ilay sipakeliko iny
Mitady hanaraka ahy manome fitiavana ahy ilay sipakeliko iny
Mitady hanaraka ahy manome fitiavana ahy ilay bqmep sipakeliko iny
Mitady hanaraka ahy manome fitiavana tononkira.serasera.org ahy ilay sipakeliko iny

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mika sy DavisHits : 1641
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 06/03/2025 14:35