Aiza 'ty toetra (Mafro Martiora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hey Hey
Freuma
Freuma Tioramar
Ummh

Ay ianao milaza Ay ianao milaza (x2)

Ref: (x2)
Ay ianao milaza tsy tia bandy mi-spliff
Aza mitsara fa you don't know me
Ny tiako eo amin'ny fiainana ny ahy dia Anizid
Fa inona no tena tinao ataonao ty

Hey shut up, ianao aza mitata salope
Rehefa lestena ohatra ny tsy anao
Nefa rehefa anontanina ohatra ny sahy loatra
Aiza ty fomba fanao
Manao izay maha fucked up ahy (x2)
Mbo sanabavy fa mbay mbay, fa be tata
Ilay lelanao milelalela io efa @ na metatra ah
Ny vava efa mitatra ah
Oh shit! Manao kozy masiso
Mampanao izay mampasiaka ahy

Ref : ...

Ummh hey hey hey
Aiza ty toetra eh
Ianao hey hey
Aiza ty toetra eh

Na inona na inona raha volanignao
Aiko fa vandy izao fa izaho tsy aninona
Fa mareko ny baka antimo
Ummh ummh
Kay Anizid Arast...
Ty ve ilay beu baka atsimo

Ref : ...
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mafro Martiora
Hits : 149
Likes : 0 Like
Created by : Anaf Andriam
Date : 26/02/2024 22:24
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.02