Mbola ho tsapanao (Landry Rpj)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noheveriko hoe tsy tia nie ianao
Ka naleoko aloa nangina na de mafy aza heretako ihany.
Na malok'aza ny androko ho avy na feno fijaliana.

Asa rah tsapanao izany.

Mba niezaka nitia anao aho.
Nefa tsy nasinao sira zary nofy ireo izay vitako omaly.
Nandrakotra any anatiko any ilay sedram-pahoriana ieh ieh...

Eny androany zah miangavy mitalao.
Tonga de lazao ny ao anaty fou nao.
F'aza de tsindrina loatra f'efa resy zah.
Na de mbola tia anao aza mandefitra.


Ref:mbola ho tsapanao io ihany(x3)
   Indray andro any.
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Landry Rpj
Hits : 1276
Likes : 1 Like
Created by : landriamiandrisoa
Date : 20/03/2018 10:40
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7742