Atsangano aho (Landry Rpj)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet1:
Tsapako anio fa manam-petra ny fotoana.
Fandeferanao taloa toa niova gidra2 foana.
Heiiy,haaa!!!!Vono foana isan'andro.
Refa mamo aho tsy tana fa mamono anao lava.

Ref:
Ka manomboka androany aho matsiaro ka mifona aho.
Manomboka androany tsy am-pijaly tsy am-pahory aho.
Fa lasa ny omaly mba miangavy aho avelao.
Tomany...Antsangano fa lavo.

Couplet 2:
Manenina mafy aho matsiaro tena diso aho.
Rah mety avelao...Ireo fahadisoako avelao.
Tsy amerina igafy fa mba faniriko...
Ny anatona anao ity foko vao2.

Ref:....(x2)

Couplet 3:
Manomboka anio ah ry piso tsy anao ny fanaoko nandratra mba marina anie!
Ialako ireo fika masiso tranainy ka indro ho soloiko fitiavana be.
Tsy amerina intsony ah zah tena mifona mijanona mou enao cherie baby.
Ny foko efa andry de mba atsangano aki
Atsangano aho fa tsy afa mandeh.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Landry Rpj
Vangy : 1015
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : landriamiandrisoa
Daty : 20/03/2018 20:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2148