Tiako ianao (Landry Rpj)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet1:
Ny akama toa ts mino oe sika roa mpifankatia.
Toa lasa dedadedaka aho rah sendra miaradia.
Sanjila ve sa vintana no nahitako anao.
Fa toa tsy mitsahatra mitempo anao ny foko atramzao.
Harena sarobidy ianao tsy amidy tsy atakalo.
Fitia mandrakizay atramditra efa navalo.
Na be reo efa nandalo zah sy ianao tsy ifanary.
zah tsy be lazao na ko oe be kabary.
Ambarako eto androany fa ianao no tena tiako.
Ampiakatra anao ho vady ngf ny ahy nfaniriako.
Ka rah misy mOla2 mtady androdana ny foko.
Ianao iany ne ny ahy ka sanatria rah ho soloiko.
Isankalina ny sarinao ataoko ao andoham-pandriana.
Mba hampiaona ny eritreritro @nao nge oa ry tiana.
Aza omenao tsiny ah fa lay foko no adala zay mirehitra fitia ka mifikitra tsy miala.

Ref:Tiako rah ny anilanao.
Tiavo aho fa feno anao anao aho.
Andeha itady anao.
Rah tsy ita ianao de itomany aho.

Couplet2:
Rah ikalokalo ho anao ah mety mahay mihira be.
Fa enao tsy amidy tsy atakalo Otrany tavoangy consigné.
Ka toizako ny rap fa mety zay ny hatafa antsika...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Landry Rpj
Vangy : 1024
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : landriamiandrisoa
Daty : 17/01/2019 22:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2175