Daniela (KTKT (Kristiana Tanora Katedraly Toliara))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia Sol

Misy lehilahy raike
zay natokan'i Jehovah
Ho vinono, tsy nihanim-biby ie
Daniela, mpanompon'i Jehovah
Daniela ...
Daniela mpanompon'i Jehovah

(Ka tseriky mpanjaka)
Tseriky mpanjaka
Tseriky mpanjaka
Nahita an'i Daniela
Tao an-davaky ny liona

Tsy nihaniim-biby Lahy iha Daniela
Fa ny fonao
Natolotra an'i Jehovah

(Fa raha loza toy e)
Raha loza toy e
Raha loza toy e
Nataon'i mpanjaka
Hamono an'i Daniela

Megnatsy avao iha mpanjaka
Fa tsy nahafaty an'ilay Daniela

(Mpanompon'i Jehovah)
Mpanompon'i Jehovah
Mpanompon'i Jehovah
Ie, tsy nivadika e
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : KTKT (Kristiana Tanora Katedraly Toliara)
Hits : 153
Likes : 1 Like
Created by : ChristianMahefa
Date : 10/04/2024 09:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0727