CECILE (Sesily) (KIRI' DHY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tako tsa mba tsinjo Sesily ô,
Ny lavitsa tsa fantatse,
Ny aly tsa mba fotsy Sesily ô,
Mangiña tsa mba misy mpandre.

Ny maso raha tselatse,
Resaka foy man' elatse
Ny sofy tsa mitao lozoka,
bitsibitsika matara.

Maimaiña tsa misy mpandalo
Ka de hanao takotakon-domay Sesily ô.
Sy mahita lohasaha mangiña,
Ka de hanao takotakon-domay Sesily ô.

Ny sasany lasa adala, manao raha sora-draha e
Ny sasany mamomamo , zary mihoa-efy e,
Ny sasany mody voky, ny sasany may te hody e,
Akory e, akory añao ô, Sesily e
Akory e, akory añao ô, Sesily ô

Laky akory fiolakao Sesily ô,
Tsa avelan'ny marina tsa hiboake.
Laky akory hamailonao Sesily ô,
Ny tsa ampoizinao hatsikelatse.

Atao akory , samy mana kilema ny olo
mihetsika sy takotako e,
Magnararaotsy tsy ndraha lavitse
Mandrongatsa sy aly e.

A/C: Papa Léon
© Francis Odet (RFO Project)
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : KIRI' DHY
Hits : 695
Likes : 0 Like
Created by : rfo_project
Date : 16/11/2020 14:24
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0748