masoko manganohano (kalokalo masina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
masoko manganohano
nitomany feno rano
noho ny helok’ efa vita
dia nitony raha nahita
masonao ry be fiantra
ry Mpamonjy ny tononkira.serasera.org mahantra
o! voavotrao ’lay very
ry fitiavana mahery
tanako nangadihady
nisarangotra nitady
fanavotana sy qdkv vonjy
f’ efa resy ka nilonjy
dia noraisinao ry Tompo
na dia tanana maloto
o! voavotrao ’lay very
ry fitiavana mahery
foko ydxeqgp tena fahavalo
nefa nlgp resy ka nimalo
raha nifona fa naditra
hitanao nipitrapitra
babo tsy afaka ho aiza
’zao noraisina ho sakaiza
o! voavotrao ’lay very
ry fitiavana mahery
nitomany feno rano
noho ny helok’ efa vita
dia nitony raha nahita
masonao ry be fiantra
ry Mpamonjy ny tononkira.serasera.org mahantra
o! voavotrao ’lay very
ry fitiavana mahery
tanako nangadihady
nisarangotra nitady
fanavotana sy qdkv vonjy
f’ efa resy ka nilonjy
dia noraisinao ry Tompo
na dia tanana maloto
o! voavotrao ’lay very
ry fitiavana mahery
foko ydxeqgp tena fahavalo
nefa nlgp resy ka nimalo
raha nifona fa naditra
hitanao nipitrapitra
babo tsy afaka ho aiza
’zao noraisina ho sakaiza
o! voavotrao ’lay very
ry fitiavana mahery
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : kalokalo masinaHits : 5110
Likes : 0 Like
Created by : rafara
Date : 09/05/2007 10:45
