Lakanao (Jaky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lakanao valy e, laka-mihilangila,
Lakanao valy e, laka-mihilangila!
Aferanao valy tononkira.serasera.org e, afera kiriminele
Aferanao valy orgpnnh e, afera kiriminele

Lakanao o,
mihilangila!
Lakanao valy e,
mihilangila

Lakanao valy e, laka-mihilangila,
Lakanao jpby valy e, laka-mihilangila!
Peratrinao valy e, peratry sovenira,
Peratrinao valy e, peratry sovenira!
Mahita anao valy ka teraka hirahira,
Mahita anao valy ka teraka hirahira!

Tandremo boau ianao valy e,
Fa kobonay ny fikanao!
Tandremo ianao valy e,
Tandremo anao valy e!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Jaky
Hits : 3674
Likes : 0 Like
Created by : Hasimbola
Date : 22/04/2003 11:37
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0286