TSY MISY TSY HO FATY (HANITRA NENTIN-DRAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy tsy ho evyre faty
Ny velona rehetra
Nefa kosa tsy ho tanty
Ny tsy tononkira.serasera.org manana mpitsetra
Ny maty mahavita soa
Tsy mba maty ireny akory
Tena sambatra tokoa
Tsy mba maty fa matory
Ny fahafatesan’ny tantely
No tena faka ho modely
Ka na dia maty aza izy
Mamela mamy ho an’ankizy
Ny maty mahavita soa
Tsy mba maty ireny akory
Tena sambatra tokoa
Tsy mba maty fa matory
Ka aoka mba hifamela
Raha mbola velona eto an-tany
Mampalahelo, mahonena
Raha tsy mba misy mpitomany
Tsarovy raha pagqd mbola eto
Fa ady sarotra tokoa
Ranomaso mampisento
Ka aoka isika hifanasoa
Ny fahafatesan’ny obts tantely...
Tonony sy feony:RAKAZY
Ny velona rehetra
Nefa kosa tsy ho tanty
Ny tsy tononkira.serasera.org manana mpitsetra
Ny maty mahavita soa
Tsy mba maty ireny akory
Tena sambatra tokoa
Tsy mba maty fa matory
Ny fahafatesan’ny tantely
No tena faka ho modely
Ka na dia maty aza izy
Mamela mamy ho an’ankizy
Ny maty mahavita soa
Tsy mba maty ireny akory
Tena sambatra tokoa
Tsy mba maty fa matory
Ka aoka mba hifamela
Raha mbola velona eto an-tany
Mampalahelo, mahonena
Raha tsy mba misy mpitomany
Tsarovy raha pagqd mbola eto
Fa ady sarotra tokoa
Ranomaso mampisento
Ka aoka isika hifanasoa
Ny fahafatesan’ny obts tantely...
Tonony sy feony:RAKAZY
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HANITRA NENTIN-DRAZANAHits : 2281
Likes : 0 Like
Created by : naritsimba
Date : 14/06/2004 23:25
