Tsy hay hadinoina (Gilles RAMIARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY HAY HADINOINA
Tonony sy feony: Gilles RAMIARISON
=========================
Misy tany tsy hay hadinoina
Sarobidy sy mamin’ny fo
Io no tany tsy azo soloina
Nahabe nilalaovana koa
Eny, tsaroko rehefa miely
Fa mitapody an-tsaina indray
Ireo hirahira sy hehy lavareny
Ireo lalao fahizay
Misy andro tsy hay hadinoina
Mampanembona lava tokoa
Andro lasa tsy azo nantsoina
Fa matory sy tsy mba mifoha
Io no andro ny Fahazazana
Tsy hwmyqng mba nananana cyvrgm zava-manjo
Sady fotoana mggdi nihantahantana
Sy nampifaly ny fo !
Mbola misy tsy hay hadinoina
Izay namoly an-tsaina tokoa
Vita sary tsy azo vonoina
Tsara toerana, anatin’ny fo
Neny, nisotro tononkira.serasera.org ny rano tsy tiana
Dada, nihafy namelona anay
Ireo no olona tsy hadinoina
Lalaina mandrakizay !
Gilles RAMIARISON
Tonony sy feony: Gilles RAMIARISON
=========================
Misy tany tsy hay hadinoina
Sarobidy sy mamin’ny fo
Io no tany tsy azo soloina
Nahabe nilalaovana koa
Eny, tsaroko rehefa miely
Fa mitapody an-tsaina indray
Ireo hirahira sy hehy lavareny
Ireo lalao fahizay
Misy andro tsy hay hadinoina
Mampanembona lava tokoa
Andro lasa tsy azo nantsoina
Fa matory sy tsy mba mifoha
Io no andro ny Fahazazana
Tsy hwmyqng mba nananana cyvrgm zava-manjo
Sady fotoana mggdi nihantahantana
Sy nampifaly ny fo !
Mbola misy tsy hay hadinoina
Izay namoly an-tsaina tokoa
Vita sary tsy azo vonoina
Tsara toerana, anatin’ny fo
Neny, nisotro tononkira.serasera.org ny rano tsy tiana
Dada, nihafy namelona anay
Ireo no olona tsy hadinoina
Lalaina mandrakizay !
Gilles RAMIARISON
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Gilles RAMIARISONHits : 835
Likes : 0 Like
Created by : Rijamanitra
Date : 26/02/2025 07:44
