Tranon'Andriamanitra (GAETAM)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-
Ny Anaranao no ato Hoderainay lalandava
Asandro isan'andro
Tsy afaka ato am-bava
Fa fantatray anie fa tononkira.serasera.org malahelo lanao hlbwpznx
Raha tsy voakarakara ilay tempolinao,

Fiv.
Noho ny akxowol fitiavako
Ny fitiavako ny tranon'Andriamanitro
Dia omeko Azy
Izay volamena, volafotsy ananako

2 -
Hianao ry Fiangonana o!
Notolorana adidy
Ny tambinao tsy ho very Miasa fa aza kivy
Jesosy Tomponao
Izy no herinao
Ny anarany faneva entinao

3 -
Vimbino isan'andro Ampaherezo
Tompo Fanahy, fahendrena Herim-po tsy mety ho lany
Ny tena sy ny saina
Hiasa ho Anao
Malemy ihany anie fa eo ny sandrinao

4 -
Tsy ahiako ny handany
Na ho lany avokoa
Fa famoizam-po no hany ahefana soa
Ny saiko na ny aiko
Ny spdj andro vola koa
Tsy ho lalaiko fa he foiko avokoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : GAETAM
Hits : 1794
Likes : 1 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 15/04/2016 16:18
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2212