Touché (FSC Mozika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
[Eboy]
Eh! See me gyal,
Ilaza izay mba vibes
Kiffeko aminy henoy tsara
Ankiniko amin'ny Jah
'lay fitiavako Sao tara
Vao tsy eo anilako eo enao
to tsapako "so far''
Ny antsika fatomaty
enao karakaraiko tsara
Raha sitrakao, omeo anah 'lay fonao
Aminao zah (touché) x3
Na izao de zao rehetra rehetra
afoiko ho anao
Satria zah (touché) x3

Ref:
Je pense à toi, la la lalalala
Dans tes yeux j' suis noyé
Akaikinao ihany no mahatamana zah
Satria zah touché e!

Zah May fitiavanao mandoro ô ! [Mek's]
Manitikitika ahy @nao zah amoureux [Izzli]
Lasanao aby ny fanahy fo-tsika efa paire [Mek's]
No touché nao zaho ts manahy [Izzli] 
Ny aminao ihany aho no mi-care cherie
Miheritreritra anao aho rehefa sôlô [Mek's]
Te hitap's te hi-follow
Mandinika ny photo rehefa hi dôdô [Izzli]
Tratranao zaho potika K.O
Je pense à toi lalala [Mek's]
Hanaraka anao tsy hiala
Touché-nao foko malala [Izzli]
Tamana aminao zaho mariiiina ah!

Ref:
Je pense à toi, la la lalalala
Dans tes yeux j' suis noyé
Akaikinao ihany no mahatamana zah
Satria zah touché e!


[Pike]
Maraina, atoandro
tsy miova fa izy no anatin'ny saiko
Tokana ihany ny sary miverina an-Doha ô!
Raha misy mihevitra hikasa
handringana hanala ny aiko
Hiala maina eo izy ireo
refa enao no mi-follow
Kiala ny any anatiko any no voakitikitika e (voakitikitika e !) (voakitikitikao)
Manaitra be hoa ilay feonao Mibitsibitsika e! Mibitsibitsika e!
Ao antsofiko ao !

Ref:
Je pense à toi, la la lalalala
Dans tes yeux j' suis noyé
Akaikinao ihany no mahatamana zah
Satria zah touché e!


[Rimjah]
Zaho tia tena tia
Tsy efa any aminao ve 'lay numéro ?
Fandefasan' tsika message
Rapitso de rapitso
Na rehefa iny zah 'lay dispo
mba ataonao' lo ndray ny massage
Sanatria 'zaho, raha hiataka e!
Te hanana elatra zaho
Aza avelanao irery, sanatria raha ampitondra fery
Rehefa hariva hariva matonaly ee!
Aiza téléphone anao go story
Efa Lasanao tanteraka eh !!!
Alefa-tsika ny rakiran'ny FSC.

By Fan'iry Raanfa✍️
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FSC Mozika
Vangy : 22
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Lefah
Daty : 08/05/2026 13:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2146