Tiako ianao jesoa (Felanamanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Tiako Ianao Jesoa tsy atakalokoF
Tiako Ianao Jesoa tsy ho soloiko
Na dia maro aza ireo misarika ahy ety
Ianao Jesoa Tompo sy Andriamanitro
Jesoa Tompoko namindra fo tamiko
Na dia be aza ireo heloka vitako ouh tononkira.serasera.org ouh
Tsy mendrika aho tsy mendrika aho
Ny hanonona ny Anaranao
Ianao Tompo ô Tompo sy aezpxsk Andriamanitro
Fiv: Jesoa Tompoko Tsitoha
Izay namela ny heloko tokoa
Na vgrzuw dia diso aza aho nodioviny
Jesoa Tompoko Tsitoha
Izay namela ny heloko tokoa
Ianao Tompo ô tsy atakaloko
2) Na manintona ahy aza izao tontoko izao
Zay mitaona ahy hiala Aminao
Tano mafy aho Jesoa sakambino an-tratranao
Tsy hivily tsy hania fa hanara-dia
Jesoa Tompoko namela ny heloko
Na dia nania aza aho dia nofihininy
Tsy mendrika aho tsy mendrika aho
gmdmzh Ny hanonona ny Anaranao
Ianao Tompo ô Tompo sy Andriamanitro
Fiv: Jesoa Tompoko Tsitoha … (bis)
Ianao Tompo ô tsy atakaloko yeah yeah
FELANAMANITRA
Tiako Ianao Jesoa tsy ho soloiko
Na dia maro aza ireo misarika ahy ety
Ianao Jesoa Tompo sy Andriamanitro
Jesoa Tompoko namindra fo tamiko
Na dia be aza ireo heloka vitako ouh tononkira.serasera.org ouh
Tsy mendrika aho tsy mendrika aho
Ny hanonona ny Anaranao
Ianao Tompo ô Tompo sy aezpxsk Andriamanitro
Fiv: Jesoa Tompoko Tsitoha
Izay namela ny heloko tokoa
Na vgrzuw dia diso aza aho nodioviny
Jesoa Tompoko Tsitoha
Izay namela ny heloko tokoa
Ianao Tompo ô tsy atakaloko
2) Na manintona ahy aza izao tontoko izao
Zay mitaona ahy hiala Aminao
Tano mafy aho Jesoa sakambino an-tratranao
Tsy hivily tsy hania fa hanara-dia
Jesoa Tompoko namela ny heloko
Na dia nania aza aho dia nofihininy
Tsy mendrika aho tsy mendrika aho
gmdmzh Ny hanonona ny Anaranao
Ianao Tompo ô Tompo sy Andriamanitro
Fiv: Jesoa Tompoko Tsitoha … (bis)
Ianao Tompo ô tsy atakaloko yeah yeah
FELANAMANITRA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FelanamanitraVangy : 4014
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 25/02/2010 22:15
