NY TANINDRAZAKO (Felanamanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY TANINDRAZAKO
Tsaroako hatrany ilay tanànako
Tsinjoko fa tena mbola mamy tokoa
Ny hatsaràn’ilay tontolo iainany
Nambabo ahy avy hatrany
Tsaroako hatrany ilay tanànako
koapexni Tsinjoko fa tena mbola mamy tokoa
Ny tononkira.serasera.org hatsaràn’ilay tontolo iainany
Nahasintona ahy hatrany hatrany
Fiv: Velona ho anao ny fiainako
fympddv Ry tanindrazana mamin’ny fo
aqtyjp Hiasa ho anao aho tokoa tokoa
Ianao no hany hasambarako
Toerana hifaranako
Velona dia maty ho anao aho, ho anao aho
Velona dia maty ho anao aho
Tsaroako hatrany ilay tanànako
Tsinjoko fa tena mbola mamy tokoa
Ny hatsaràn’ilay tontolo iainany
Nahasintona ahy hatrany hatrany
Fiv: Velona ho ... (bis)
Velona dia maty ho anao aho (bis)
Felanà
Tsaroako hatrany ilay tanànako
Tsinjoko fa tena mbola mamy tokoa
Ny hatsaràn’ilay tontolo iainany
Nambabo ahy avy hatrany
Tsaroako hatrany ilay tanànako
koapexni Tsinjoko fa tena mbola mamy tokoa
Ny tononkira.serasera.org hatsaràn’ilay tontolo iainany
Nahasintona ahy hatrany hatrany
Fiv: Velona ho anao ny fiainako
fympddv Ry tanindrazana mamin’ny fo
aqtyjp Hiasa ho anao aho tokoa tokoa
Ianao no hany hasambarako
Toerana hifaranako
Velona dia maty ho anao aho, ho anao aho
Velona dia maty ho anao aho
Tsaroako hatrany ilay tanànako
Tsinjoko fa tena mbola mamy tokoa
Ny hatsaràn’ilay tontolo iainany
Nahasintona ahy hatrany hatrany
Fiv: Velona ho ... (bis)
Velona dia maty ho anao aho (bis)
Felanà
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FelanamanitraHits : 2842
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 27/07/2004 10:19
