FA TIAKO LOATRA IANAO (elsie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nataoko ampy ahy ireo ’zay natolotrao
Nolazainao fa hoe avy ao am-po
Ary ampy hifaliako f’efa natokana ho ahy
Ilay fitia ’zay nandrasako
Tsy misy ilaiko raha ny ankoatra anao
Fa ny masaka an-tsaiko dia ianao
Tiako loatra ianao, tsy foiko tokoa
Na ho mafy na ho mora no iarahantsika roa
Fa tiako loatra ianao, tsy foiko tokoa
Tsy tononkira.serasera.org haharesy lahatra ahy ’zay milaza fa ianao
tsy ho ahy
Tsy hitady intsony aho, hafa hasolo anao
F’efa ianao no andry iankinako
Ary omeko ny foko, tsy hiandry tambiny ybufrc aho
Fa hafoiko, eny, ny amiko
Tsy misy ilaiko raha ny ankoatra anao
Fa ny masaka an-tsaiko dia ianao
Fa tiako loatra ianao, tsy foiko tokoa
Na ho mafy na ho mora no iarahantsika roa
Fa tiako loatra ianao, tsy foiko tokoa
Tsy haharesy lahatra ahy ’zay milaza tojwo fa ianao
tsy ho ahy
Tonony sy feony: Elsie
Programmation: kmmhh Haja Rakotonimanga

--------
Link: