Tiako loatra (elsie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ataoko ampy ahy ireo ’zay natolotrao
Nolazainao fa grpzn hoe avy xjhahz ao am-po
Ary ampy hifaliako, f’efa natokana ho ahy
Ilay fitia ’zay nandrasako
Tsy misy ilaiko, raha ny ankoatra anao
Fa ny masaka an-tsaiko dia ianao
Fa tiako loatra ianao, tsy foiko tokoa
Na ho mafy na ho mora no iarahantsika roa
Tiako loatra ianao, tsy foiko tokoa
Tsy haharesy lahatra ahy ’zay milaza fa ianao,
Tsy ho ahy
Tsy hitady intsony aho, hafa hasolo anao
F’efa ianao no andry tononkira.serasera.org iankinako
Ary omeko ny foko, tsy hiandry tambiny aho
Fa hafoiko eny ny amiko
Tsy misy ilaiko, raha ny ankoatra anao
Fa ny masaka an-tsaiko dia ianao
Fa tiako loatra ianao, tsy foiko tokoa
Na ho mafy na ho mora no iarahantsika roa
Tiako loatra ianao, tsy cosclnlx foiko tokoa
Tsy haharesy lahatra ahy ’zay milaza fa ianao,
Tsy ho ahy
Tonony sy feony: Elsie
Programmation: Haja Rakotonimanga

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : elsieVangy : 7677
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hertix
Daty : 21/06/2006 04:58