Ho anilanao aho (elsie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho sy ianao
Malaina ny hisaraka
Fa mamy ireo ora niarahana
Ny fotoana mrshx anefa tsy hamela antsika hanohy
Ireo nofinofy izay nifanolorana
Ka handeha ianao
Handao ahy lavitra
Nefa mino aho
Ianao tsy hanadino ahy
Ny foko mba tsy tony ilaozanao
Ka aza adinoinao
Na alina na andro no ahatsiarovanao ahy
Ny hirako no kaloy
Fa ho anilanao aho
Izaho tononkira.serasera.org sy ianao
Na tsy iray lalana rffj aza
Fa fohy ihany ny fotoana niarahana
Ny fitiavantsika tsy avelatsika ho lo
Ary ssmyuxax tsy hangatsiaka
Hiaina hatrany ao am-po
Malaina ny hisaraka
Fa mamy ireo ora niarahana
Ny fotoana mrshx anefa tsy hamela antsika hanohy
Ireo nofinofy izay nifanolorana
Ka handeha ianao
Handao ahy lavitra
Nefa mino aho
Ianao tsy hanadino ahy
Ny foko mba tsy tony ilaozanao
Ka aza adinoinao
Na alina na andro no ahatsiarovanao ahy
Ny hirako no kaloy
Fa ho anilanao aho
Izaho tononkira.serasera.org sy ianao
Na tsy iray lalana rffj aza
Fa fohy ihany ny fotoana niarahana
Ny fitiavantsika tsy avelatsika ho lo
Ary ssmyuxax tsy hangatsiaka
Hiaina hatrany ao am-po
--------
Link:
