Tsara tsara (feat Jaojoby) (Denise)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ntrzkqtd Anao koa andeha lavitra any
Tandrinesa anao koa andeha lavitra any
Zahay mandigny e aketo
Mazahoa ny mamy anao koa andeha lavitra any
Tso-drano amiako oh indeso
Tsy mora mora mitady ny meva
Tsy azo mandrimandry koa ny vola
Tsara tso-drano maroroha taiza
Irin'olo fa TS haniry olo anao jôla
Tsara tso-drano anao (tsara eh eh)
Tsara tso-drano anao (tsara eh eh)
Tsara tsara eh (tsara eh eh)
Tsara tsara lahy eh (tsara eh eh)
Na tononkira.serasera.org anao lavitra any ho lavitra fahavalo
Irariako aminao ho mamy hoditra xmavz amin'olo maro
Raha sendra ny mangidy aza mora kivy
Baba matoky anao zahay
Tsy mora mora...
Mazahoa ny meva jôla
Hotahian-janahary pyghzfi sy ny razana
Ho ambininy amin'ny zavatra hisasaranao anao
Tandrinesa anao koa andeha lavitra any
Zahay mandigny e aketo
Mazahoa ny mamy anao koa andeha lavitra any
Tso-drano amiako oh indeso
Tsy mora mora mitady ny meva
Tsy azo mandrimandry koa ny vola
Tsara tso-drano maroroha taiza
Irin'olo fa TS haniry olo anao jôla
Tsara tso-drano anao (tsara eh eh)
Tsara tso-drano anao (tsara eh eh)
Tsara tsara eh (tsara eh eh)
Tsara tsara lahy eh (tsara eh eh)
Na tononkira.serasera.org anao lavitra any ho lavitra fahavalo
Irariako aminao ho mamy hoditra xmavz amin'olo maro
Raha sendra ny mangidy aza mora kivy
Baba matoky anao zahay
Tsy mora mora...
Mazahoa ny meva jôla
Hotahian-janahary pyghzfi sy ny razana
Ho ambininy amin'ny zavatra hisasaranao anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : DeniseHits : 9758
Likes : 1 Like
Created by : Schüler
Date : 07/08/2021 12:44
