MALAIMISARAKA (Dadhy Velonkira (Velkira Asampinga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Takarivan'ny alahady
Tsinam-bolan'ny Alahamady
No na hitako an-droky voaloha(ny) teiry avara-tsinanan'ny vavahady
Dia nikisaka nianatsimo anelanelan'ny Adaoro sy Adizaoza
Teo sahady aho dia efa nino fa tsy maintsy ho lafatra be ilay kaozy
Malaindaina, malaimisaraka.
Nalahelohelo mila hitomany, tsy ho tafahaona izany ny Asorontany
Be erehina sy tena sahirana, fanenjehana raharam-pamadihana.
Asa angamba atsy ho atsy
Tsy aleo ve ny Alahasaty
Raha tsy izany dia ny Asombola
Eo isika vao lfyjja mandamina mora, mamolavola, mifanakalo rora, midoladola.
Vodiandron'Adimizana
Sasa-niandry aho tao an-tanàna
Tsy nitsaha-nitrotro am-bavaka aho Malala nanao hifankahitana.
Fenomanana Alakarabo
Miramirana ravoravo
Hafaliana tsy omby tratra teny antsena zeauz raha sendra mba nifanena
Nalaindaina, malaimisaraka
Fitiava-matotra fa tsy maosimaosy
Nanampy fatotra ny Alakaosy
Resy lahatra ny Adijady hanamafy horina ka andeha bztimm mba hivady
Nampihetsi-po ilay Adalo
Velon-kira nikalokalo
Miarimbolan'ny Alohotsy;
Tsy tononkira.serasera.org ankijanona alahady-sabotsy: toa rotsirotsy
Alahamady-Alohotsy: toa nitositosy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Dadhy Velonkira (Velkira Asampinga)Hits : 1258
Likes : 0 Like
Created by : Asampinga
Date : 03/08/2023 02:20