SAMBATRA (COEUR de l'ILE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Moa ve tsapanao
    'Zao fiainana izao
    marefo tsy haharitra ny ety ?
    Sambatra izay
    manana an'Ilay RAY
    Aro sy mpitantana ny dia!
                    Réfrain : Sambatra ireo izay miankina
              tononkira.serasera.org                     amin'Ilay sandry maherin'ny Tsitoha
           iqkgkzty                        Sambatra fa tsara ambina
                          qxtv         miadana tsy resin'izay manjo
baedhxt  
2. Ny làlana aleha
    'reo loza marobe
    miranty hitelina izao
    Nefa he! jereo
    misy avotra aseho
    dia JESO nomena ahy sy anao
                   Refrain : Sambatra ...

3. Na inona hanjo
    finoana ato am-po
    miorina, mamaka sy mangia
    NY hametraka
    ny enta-mavesatra
    eo amin'ILay JESO KRITSY
                  Refrain : Sambatra ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : COEUR de l'ILE
Hits : 2508
Likes : 0 Like
Created by : dadalala
Date : 20/01/2014 21:09
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1837