MIBEBAHA ! (COEUR de l'ILE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa hatry ny ela be
no efa fantatrao
Fahafatesana anie
tambin'ny ota onroyqpu atao

          Koa mibebaha anio
          Ny ratsy re ario
          Ny fakam-panahy ivilio
          Ny ota fadio
          'Zay mibebaka am-po
          mandray 'Lay RAY TSITOHA
          Samy hahazo famindram-po
          avokoa

Tsy ho ela dia ho avy indray
Ilay TOMPO TSITOHA
Ho tononkira.serasera.org avy Izy ka handray
ireo madio am-po

          Koa mibebaha anio
     homv      Ny ratsy re ario
          Ny fakam-panahy ivilio
          Ny ota fadio
          'Zay mibebaka am-po
   bcksaf        mandray 'Lay RAY TSITOHA
          Samy hahazo famindram-po
          avokoa
          Eny hanan-jo
          Ho voavonjy fa tsy ho lo
          Amena !

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : COEUR de l'ILE
Hits : 3335
Likes : 0 Like
Created by : dadalala
Date : 17/11/2009 09:09
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.123