Milliards (Ceasar)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ataoko zara vila, Omeko anao no mila.
Tsy tiako anao sahira,
Ampiadagniko anao
Satria tiako loatry anao.
'Zay angatahinao tsy magnino,
Hirifirinao hadigno
Satria tiako loatry anao.
Hiadagn'anao,
Tsy hagniry gnan'olo
Tanterahiko, volagno 'zay ilainao ino?
Volagno 'zay ilainao ino?
Pela ka magnamela,
Haiko mahatamagn'anao
Fa volagno 'zay ilainao ino?
Volagno 'zay ilainao ino?
Milliard fa misy eh!
A a a !!!!!
'Zay tianao iaby ataoko a a a!
A a a !!!!!
Anao tsy maintsy ho ravoravo.
Herim-batako laniko aminao,
Millions laniko aminao,
Mizakà no mila raha vaovao,
Izay nofinofinao tanterahiko.
Iha ka magnotany hoe magnino
Da tsy agnilanao 'zaho madilo,
Tsara manome toy izay gny mandray
Hetahetam-ponao 'zaho mahay.
Hiadagn'anao,
Tsy hagniry gnan'olo
Tanterahiko, volagno 'zay ilainao ino?
Volagno 'zay ilainao ino?
Pela ka magnamela,
Haiko mahatamagn'anao
Fa volagno 'zay ilainao ino?
Volagno 'zay ilainao ino?
Milliard fa misy eh!
A a a !!!!!
'Zay tianao iaby ataoko a a a!
A a a !!!!!
Anao tsy maintsy ho ravoravo.
Ye! ye! ye!
A a a !!!!!
'Zay tianao iaby ataoko a a a!
A a a !!!!!
Anao tsy maintsy ho ravoravo.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CeasarHits : 3972
Likes : 2 Like
Created by : litarazavar
Date : 25/06/2025 08:26
