Tokony teto enao (Ceasar)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TOKONY TETO ENAO Ceasar & DadiLOve

Yeah
Zah efa zatra mahita anao
Isan'andro agnilako oh
Agnilako oh
Nefa agnao tsy hitako eto oh
Arivariva mody masoandro
Ilaiko tenimaminao
Mandrotsirotsy ny aiko oh

Fa agnilanao miavaka eh
Mahasambatra eh, mafinaritra eh
Ny fagniriako agnilanao
Fiovako tiako ho hitanao oh
Fa agnilanao miavaka eh
Mahasambatra eh, mafinaritra eh
Zah malahelo oh
Tiako mba eto ianao oh

(X2)
Fa tokony teto ianao
Ah ah ah ah
Tokony teto ianao
Ah ah ah ah
Eh eh eh ah ah

Na falifaly izaho
Tiako ankilako ianao
Na malahelo oh
zaho mila anao
Atsika tsy mifanadino oh
Ah Ya ya ya
Ny foko mitempo mandinika anao eh
Dobodoboka fa tsy haiko ny atao
Asio hira zalahy
Ah ya ya ya

Fa agnilanao miavaka eh
Mahasambatra eh, mafinaritra eh
Ny fagniriako ankilanao
Fiovako tiako ho hitanao oh
Fa agnilanao miavaka eh
Mahasambatra eh, mafinaritra eh
Zah malahelo oh
Tiako mba teto ianao oh

(X2)
Fa tokony teto ianao
Ah ah ah ah
Tokony teto ianao
Ah ah ah ah

Izay misy anao tiako hisy anahy
Izay misy anahy tiako hisy anao
Na mangidy na mamy
Na amin'ny mora na amin'ny sarotra eh
Izay misy anao tiako hisy anahy
Izay misy anahy tiako hisy anao
Eeehh ya
Banga anao zaho malemy

Ohhhh ehhh
Tokony teto ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ceasar
Vangy : 343
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : NomenaJR
Daty : 28/03/2024 21:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0958